Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : miaro | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akoholahy miady am-pasika, ka samy miaro ny masony tsy ho ditsika. [2.165 #1171]
Akoholahy miady am-pasika : samy manala ny ditsika amin' ny masony. [2.415 #3226] Akoholahy miady am-pasika : samy miaro ny masony tsy ho ditsika. [2.415 #3227, 2.558] Akoholahy miady am-pasika : samy miaro ny masony tsy ho ditsoka. [2.415 #3227, 2.653 #65, 2.558] Akoholahy Toy ny akoholahy miady am-pasika, ka samy miaro ny masony tsy ho ditsoka. [2.558 #4250] Toy ny akoholahy miady am-pasika : samy manala ny ditsika amy ny masony. [2.653 #3173] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Coqs qui se battent dans le sable, ils s'arrangent pour ne pas être aveuglés. [1.68]
Coqs qui se battent sur du sable : gare aux yeux, chacun empêche les siens d' être aveuglés. [2.415 #3227] Des coqs qui se battent dans le sable: chacun cherche à se protéger les yeux contre la poussière. [2.165] Quand les coqs se battent sur le sable, chacun enlève de ses yeux la poussière qui l' aveugle. [2.415 #3226] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe exhortait à ne pas se lancer dans une affaire peu claire et où il y a des risques à courir. [2.415 #3227]
Se disait des affaires qui ne sont pas claires ; autre sens : à chacun de se débarrasser de ses difficultés. [2.415 #3226] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Alika manerona ka miaro ny tsy ho an' ny tenany. [2.558 #145]
Alika manerona: miaro ny tsy ho any ny tena. [2.653 #115] Alika manerona: miaro ny tsy ho an' ny tena. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza izay rehetra miaro zavatra na fananan' olona: tsy azy akory ilay zavatra dia maha-saropiaro azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Androngo an' asa: (amin' ny tany asaina) ka samy miaro ny rambony tsy ho tapaka. [1.1]
Androngo an-asa : ka samy miaro ny rambony tsy ho tapaka. [2.165 #1170, 2.558 #235, 2.653 #218] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Samy mamonjy ny ainy avy raha misy olona miasa tany fa sao tapaky ny angady eo ny rambo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des lézards dans la terre qu' on laboure: chacun s' esquive pour sauver sa queue (pour l' empêcher d' être coupée par les coups de bêche). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Miaro ny tsy hita : manasa manano. [1.147 #M107] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | mifanena Toy ny voalavo mifanena Toy ny voalavo mifanena Toy ny voalavo mifanena Voalavo mifanena | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme deux rats qui se rencontrent sur un bois traverse de maison, dans un passage étroit et élevé : que chacun protège sa vie, le chemin est étroit. [2.415 #3528]
Des rats se rencontrant sur une poutre haute et étroite: chacun cherche à préserver sa vie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d'une lutte entre deux puissants. [2.415 #3528] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny ala sy ny tazo, dia jeneraly roa ngezalahy miaro ahy tsy ho tafihin' ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La forêt et la fièvre, voilà deux puissants généraux qui me défendront contre les puissances de l' Europe. [2.415 #6314] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles de Radama I. [2.415 #6314] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Rangahy niaro voatavo : ny malemy indray va no harefarefako ? [2.415 #1849, 2.653 #2746] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieux qui soigne ses citrouilles : comment négligerait-il ce qui est mou et convient à sa bouche édentée ? [2.415 #1849] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens soignant bien leurs intérêts. [2.415 #1849] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||