Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : milanja | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andriandahin' i Malaza : miantsena, lanjaina ; nony mody, milanja ondry. [2.415 #470, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Seigneur de Malaza : quand il va au marché, il est porté en palanquin ; quand il revient du marché, il porte un mouton sur ses épaules. [2.415 #470] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à un seigneur riche, mais original et de peu de tenue ; se disait en guise de moquerie. [2.415 #470] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Androngolahy milanja voantay : izy milanja ny manga indray no milaza Androngo milanja Aza manao androngolahy milanja voantay, ka izy milanja ny manga indray no milaza | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui porte un bousier : il porte une riche proie, et voilà qu' il se plaint d' avoir mal aux dents. [2.415 #700] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le peuple est exploité, et ce sont les exploiteurs qui se plaignent. [2.415 #700] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Androngo milanja lolo : be | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui transporte un papillon : la charge est volumineuse, mais le profit maigre. [2.974 #360] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Androngo milanja vonin' avoko : ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.415 #704]
Androngo nilanja vonin' avoko, ny mihinana tsy ela, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.558 #245] Androngo nilanja vonin' avoko: ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.653 #226] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard qui porte une fleur d'avoko : la manger, ce n' est pas une affaire, mais le dangereux c' est de porter un parasol rouge. [2.415 #704] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La fleur d' avoko est rouge ; le proverbe fait allusion au parasol rouge, signe de la souveraineté ; le sens est que les officiers concussionnaires ne craignent que le souverain. [2.415 #704] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Hafahafa ohatra ny adin' ondrilahy : Hafahafa, ohatra ny adin’ ondrilahy: hihorehana, tsy misy milanja; avela ihany, mifamaky loha. [2.653] Mahasalasala ohatra ny adin' ondrilahy: Mahasalasala toa adin' ondrilahy : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rendre perplexe, comme un combat de béliers: on les excite, ils ne bougent pas (litt. ne se soulèvent pas l' un l' autre); on les laisse tranquilles, ils se brisent la tête. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mpikarama milanja rofia: manenjan-tsandry amy ny an’ olona. [2.653 #1985]
Mpikarama milanja rofia : manenjan-tsandry amin' ny an' olona. [2.415 #3861, 2.558 #2620, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona misasatra amin' ny zavatr' olona izay tsy mba ahitany soa akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme à gages qui porte du raphia : c' est pour le bien d' autrui qu' il raidit son bras. [2.415 #3861] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Peiner pour les autres. [2.415 #3861] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ny mpanjatobe roa ray : anatiny mahazo ny trafony, Ny mpanjatobe tsara ray roa, ka anatiny mahazo ny trafony, any Ny mpanjatobe tsara ray roa, ka anatiny mahazo trafony, any | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les richards ont deux prérogatives : chez eux ils ont la bosse du boeuf, dehors ils emportent la poitrine. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||