|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  hataka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona: Izao no hataka ataoko aminao
16 Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò!
17 Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 a request, a thing begged, alms. [1.2]
19 a request, an entreaty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 demande, requête [1.3, 1.8, 1.5]
21 supplique, prière [1.3]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe hataka

Teny iditra (2/4) 23  hataka
Sokajin-teny  24  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  33 Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa [1.1]

Teny iditra (3/4) 34  hataka
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36 [Bara] anaran-gidro madinika [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  37 Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major
38 weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus )
39 small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon ) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  40 [Tankarana] animal nocturne. § tsìdika. [1.19]
41 grand chéirogale (Cheirogaleus major)
42 Lépilemur (Lepilemur mustelinus)
43 Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [2.233]
Voambolana  44  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  45  fitiliky, 46  kotrika, 47  trangalavaka, 48  tsidy, 49  tsitsily
Renianarana 
Anarana iray reny 
Anarana ara-tsiansa 
Tsanganana sy sary iray takila  130  Ny Gidro

Teny iditra (4/4) 131  Hatàka
Sokajin-teny  132  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  133 Hatach [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  134 Hataq [2.996]
Voambolana  135  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  136 Toko sy andininy momba Hatàka

Fivaditsoratra  137 hakata, Hatàka, hataka, 138 tahaka, ta-haka, tahàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19