Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hay | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Amalon' Imoriandro aho, ka tsy hain-jaza tsy haim-behivavy. [2.165 #1661]
Amalon’ Imoriandro io: tsy hain-jaza, tsy haim-behivavy (fa izaho no mahay azy). [2.415 #3231, 2.653 #118] Amalon' Imoriandro : Sady tsy hain' ankizy no tsy haim-behivavy. [2.558 #150] Amalon' Imoriandro: tsy hain-jaza tsy haim-behivavy. [1.1 #57, 1.3] Amalon' Imoriandro : tsy hain-jaza, tsy haim-behivavy, fa ny tompony no mahay azy. [2.415 #6339] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza toe-draharaha sarotra tsy hain' ny sarambabe halana olana. [1.1 #57] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Anguilles des marais d' Imoriandro : femmes et enfants n' y peuvent rien, il n' y a que leurs maîtres qui en viennent à bout. [2.415 #6339]
C' est l' anguille d' Imoriandro : les enfants ne savent pas la prendre, les femmes ne la connaissent pas, mais moi je connais le moyen. [2.415] Je suis une anguille d' Imoriandro, ni les enfants ni les femmes ne viennent à bout de moi. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les anguilles d' Imoriandro étaient réputées très difficiles à prendre ; ce proverbe était dit, des affaires très difficiles, par les gens qui prétendaients les débrouiller. [2.415 #3231]
Se disait des obstinés. [2.415 #6339] Se dit des affaires difficiles, les gens expérimentés en viennent seuls à bout [1.3] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Amponga hain’ ny mpandihy izany, ary antsa hain’ ny mpirebika. [2.415 #4720, 2.558 #193, 2.653 #154] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est tambour familier aux danseurs, et air familier aux chanteurs. [2.415 #4720] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Vous ne m' apprenez rien de nouveau. [2.415 #4720] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Hainandro hariva ka ny avo no trany farany. [2.558 #1245]
Hain' andro hariva : ny avo ihany no trany. [2.653, 2.415] Hain' andro, ka ny avo ihany no vonjena. [2.415] Toy ny hainandro, ka ny avo ihany no vonjeny. [2.165] Toy ny hainandro ka ny avo ihany no vonjeny aloha. [2.558 #4282] Toy ny hainandro: ny avo ihany no vonjeny. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chaleur du soleil : ce sont les régions élevées qui sont secourues. [2.415 #765]
Pareil au soleil, qui n' éclaire (d' abord) que les endroits élevés. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les grands seuls et non les petits sont l' objet d' égards. [2.415 #765] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny tafan' ny mpisampina tsy hain' ny mpisikina. [2.558 #3253]
Ny tenin' ny mpisampina tsy mba inoan' ny mpisikina. [2.415 #1314, 2.653 #2501, 2.165] Resaky ny mpisampina tsy hain' ny mpisikina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Fitenenana ilazana olona roa samy manana ny tafany sy ny fanaony, ka tsy tokony hifampidinika betsaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce que dit le paresseux (litt. celui qui porte son lamba sur l' épaule) n' est pas cru par l' homme actif (litt. celui qui s' est ceint de son lamba - pour pouvoir mieux travailler). [2.165]
Quand l' homme dit à la femme de porter son lamba en faisant passer un côté sur l' épaule gauche, elle ne veut pas ; et lorsque la femme dit à l' homme de porter le sien autour des reins, il ne veut pas : ce serait faire l' inverse de ce qui se fait ordinairement. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses extraordinaires et de ce qu'on ne devait pas faire. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Rary vinda ka tsy hain' ny mpianatra. [2.558 #3721, 2.653 #2765] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Tsy misy tsy hain' Imerina, fa ny vola ihany no tsy hainy. [2.415 #312] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' argent venait des autres pays ; on se servait des pièces de cinq francs des divers pays, ou bien entières, ou bien fractionnées au ciseau à froid en morceaux qui étaient pesés. [2.415 #312] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L'Imerina sait tout faire, excepté l' argent. [2.415 #312] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hay | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy azo ibitabitahana. [1.1 #63, 2.558 #181]
Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy ibitabitahana. [2.165 #854] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy tokony hitsabatsabaka amin' ny zavatra tsy hay. [1.1 #63] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une sauterelle verte qui saute, une sauterelle verte bien grasse: il ne faut pas sauter de joie pour une chose qu' on ne sait pas. [2.165 #854] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Hay adala manenjika adala, ka | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Lambo nangere an-tanimena ka tsy hay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sanglier qui crotte sur la terre rouge, on ne sait pas s'il fait du sang. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Natao hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery hipaoka ny akoho. [2.165]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo hay papango nipaoka ny akohokely. [2.558 #2757] Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery nipaoka ny akoho. [1.1] Natao kitsikitsika hivavahana, kanjo manjary voromahery nipaoka ny akohokely. [2.653 #2093] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona namoa-doza. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On le prenait pour une crécerelle que l' on prie, et c' était un faucon ravisseur de poules. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Nataoko ity hianao vary rojo Nataoko ity hianao vary rojo Nataoko ity hianao vary rojo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | J' ai cru que vous étiez du riz "rojo" qui durerait toute l' année, et vous êtes du riz "rojo" qui devra servir à payer des dettes. [2.165]
Je pensais que vous étiez le bon riz rojo qui durerait toute l' année et vous êtes le riz rojo qui servira à payer les dettes. [2.415 #3129] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le riz "rojo" est du riz à gros grains, et c' est une des meilleures espèces. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Raha jerena, toa olon-kendry, tantely fiandry andriana; kanjo nony dinidinihina, fanambonim-bary fiandry alika. [2.165 #478]
Raha jerena, toa tantely fiandry andriana, fa nony dinihina, dia hay fanambonim-bary fiandry alika. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | A le voir, on l' aurait pris pour un sage, pour du miel digne d' un roi; mais, à l' examen, c' était le dessus du riz, bon pour un chien. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La partie supérieure du riz cuit dans la marmite et souvent couverte de suie et sent la fumée, et on la donne aux chiens. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Very zava-tsy hay. [2.415 #61] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui sait tout faire. [2.415 #61] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||