Fizahan-teny

Ohabolana : abidy

Ohabolana Abidy manely vary ; samy manano izay ho efany. [Samson 1965 #A2]

Ohabolana Abidy nahazo masina : tsy ampiana koa. [Samson 1965 #A3]

Ohabolana Abidin-trova : ny lany lanina. [Samson 1965 #A4]

Ohabolana Abidy vaky lananana : misaraka amin-trehy. [Samson 1965 #A1]

Ohabolana Mangalakalaka karaha voanjo natapin’ abidy. [Samson 1965 #M103]

Ohabolana Ranomasina nasaok’ abidy : lasana my fa nahazahoana. [Samson 1965 #R39]

Fizahan-teny