|
|
|
|

Teny iditra1  angaroa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] conque (bakôra) § antsìva.
Ohatra  5  Taitra hendratra tamin' ny torimasony tao izy, ka niantso ny feon' angaroa hoe : - Vonjeo, vonjeo, fanday mainty ngezabe, fanday mainty ngezabe! [2.4#]
Voambolana  6  Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  7  angaroha
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  135  Ohabolana misy io teny angaroa io

Fivaditsoratra  136  angaroa, arangao

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02