|
|
|
|

Teny iditra1  anjombona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha, antsiva.
5  [1.7] a bugle made from a conch shell
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] cor d'appel fait d'une conque marine
Ohatra  7  [2.588#] Notsofina ny anjombona hivorian'ny vahoaka.
8  [2.588#] Nabobobobony ny anjombona ary novelominy ny tsangan' afo.
Voambolana  9  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  137  Ohabolana misy io teny anjombona io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02