|
|
|
|

Teny iditra1  fikasihandokanga
Singan-teny  2  fikasihana, lokanga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  6  fikasihana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10