|
|
|
|

Teny iditra1  filiotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sodina vahiny vita amin' ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin' ny vatany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a flute
Ohatra  5  Niala teo amin' i Jakoba ny hafaliana, ary tsy re intsony ny filiotra amana harpa. [2.996#]
Voambolana  6  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07