|
|
|
|

Teny iditra1  jejy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaneno misy tadiny roa ka hatramin' ny enina, kitihina mitovitovy amin' ny gitara, henjanin' ny tohan-kazo vita sokitra, ary voatavo siny izay mifatotra eo akaikin' ny tendrony ilany no manamafy ny feony. Mikarantsana somary kentsona ny feon' ny jejy -- tsy itovizany amin' ireo zavamaneno misy tadiny; aankina amin' ny traira na ny kibo ilay voatavo siny fanamafisam-peo no mahatonga izay feo anankiroa samy hafa izay; miova araka ny faritany ny anarany: jejo na zezo (Antandroy ary ny faritany atsimo rehetra), jenjy (Betsimisaraka sy faritany atsinanana), lokangavoatavo na jejyvoatavo (Imerina sy Betsileo)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a guitar made with a stick and a gourd
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.19] [Tankarana] espèce de guitare (taper sur cordes) (faite avec une calebasse).
6  [1.3#294] espece de guitare montée sur une moitié de citrouille ou de calebasse
7  [1.8] sorte de guitare faite d'un bâton et d'une calebasse
Ohatra  8  Nitendry jejy izy ka nandehandeha nangataka; [2.69#]
Voambolana  9  Feon-kira: zavamaneno
Sampanteny 
10  Anarana :
Tsipelina hafa  11  jenjy
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Sary 
142 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02