|
|
|
|

Teny iditra1  lokanga hisatra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Kilalao
4  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny malagasy  5  Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely, ka iny zozoro iny ihany no nosokirina hahazoana tadiny [1.1]
Singan-teny  6  lokanga, hisatra
Kamban-teny 
Renianarana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19