|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsotsoka
Fototeny  2  tsoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] sifflet des marins
Voambolana  6  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/3)134  tsotsoka
Sokajin-teny  135  anarana
Fanazavàna teny malagasy  136  [1.1] Nofo mihorona manarona ny filahiana
Fanazavàna teny frantsay  137  [1.5] prépuce
Voambolana  138  Haiaina

Teny iditra (3/3)139  tsotsoka
Sokajin-teny  140  anarana
Fanazavàna teny malagasy  141  [1.1] [Tsimihety] Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka
Fanazavàna teny frantsay  142  [1.5] (familier) Français. Synonymes: vozongo, vazaha

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30