|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valiha vata
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [1.1]
Tovy hevitra  4  valiha marovany
Singan-teny  5  valiha, vata

Teny iditra (2/2)6  valihavata
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny frantsay  9  Piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) [2.591]
Ohatra  10  mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) [4.40]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19