|
|
|
|

Teny iditra1  valiha tsimihety
Singan-teny  2  valiha, Tsimihety
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] sampan-drofia roa no alaina, esorina ny atiny, atambatra hanjary boribory; ny hodiny ihany no sokirina hanjary tadiny
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30