Teny iditra (1/2) | 1 valiha vata |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 valiha, vata |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny |
Tovy hevitra | 5 valiha marovany |
Teny iditra (2/2) | 6 valihavata |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Singan-teny | 8 valiha, vata |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [2.591] [valiha-vata] piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) |
Ohatra |
10 [4.40] mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano)
|
Voambolana | 11 Feon-kira: zavamaneno |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny nalaina | 134 Soratra misy io teny valihavata io |
Fivaditsoratra | 135 valihavata, valiha vata |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22 |
![]() |