|
|
|
|

Teny iditra1  valihavero
Singan-teny  2  valiha, vero
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaneno kilalaon' ny zatovo fahiny: tahom-bero vaventy maromaro no rarina toy ny zahatra, isokirana tadiny anankiray isaky ny tahony tsirairay; tahom-bero ihany no asisika eo amin' ny tendrony ambony sy tendrony ambany ho fanenjanana ny tadiny
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
6  Kilalao
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30