|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mpiandry

Ohabolana 1Aza mandady miara-komana, hoatry ny mpiandry ratsy. [2.415 #4469]
Aza mandady miara-komana, ohatra ny mpiandry ratsy. [2.165]
Mandady miara-komana toa mpiandry ratsy. [2.558 #2049]
Dikanteny frantsayNe vous accroupissez pas pour manger ensemble comme une troupe de bandits. [2.165 #287]
Ne vous couchez pas à terre en mangeant, comme une troupe de voleurs. [2.415 #4469]

Ohabolana 2Bokan' avaratr' Ilafy ka ny matanjaka isan-jato, ny osa mpiandry lalana. [2.558]
Bokan' avaratr' Ilafy : ny matanjaka isan-jato, ny osa mpiandry lalana. [2.415 #1986, 2.653 #821]
Dikanteny frantsayLépreux du nord d' Ilafy : ceux qui sont encore vigoureux font partie des escouades de cent pour la corvée, et les faibles gardent les chemins. [2.415 #1986]
Fanazavana frantsaySe disait des côrvées et des travaux très pénibles aux ateliers royaux. [2.415 #1986]

Ohabolana 3Mpiandry omby volavita : tsy tompony, fa mpamerin-doha. [2.415 #3413, 2.558 #2609, 2.653 #1981, 2.165, 1.1]
Mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-dohany. [2.415 #3858]
Mpiompy omby volavita, tsy tompony fa mpamerin-dohany. [1.62]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona tsy tompon-javatra akory fa mpikarakara fotsiny. [1.1]
Enti-milaza tsy fananan' ny tena fizakana manana amin' ny zavatra iray, fa ny mitahiry sy mikarakara fotsiny no anjaran' ny tena. [1.1]
Ilazana ny olona tsy mba mioty ny vokatr'izay nisasarany fa ny hafa indray no mitavana sy mahazo soa amin'izany. [1.62]
Dikanteny anglisyA tender of the sovereign's cattle, he is not the owner, but simply the one who has to keep them together. [1.2]
Fanazavana anglisyA phrase used to show the relation between an overseer and the people. [1.2]
Dikanteny frantsayGardiens de boeufs volavita tachetés de blanc et devant être offerts au souverain, ils n' en ont pas la propriété mais le dépôt. [2.415]
Les gardiens des boeufs volavita blancs et rouges ne peuvent pas en disposer : ils doivent les rendre au maître. [2.415]
Les gardiens des bœufs "Volavita" : Ils n' en sont pas les propriétaires, mais les dépositaires seulement. [2.165]
Fanazavana frantsayGardien n' est pas maître. [2.415 #3413]
Les bœufs appelés "Volavita" étaient des bœufs marqués de taches blanches, et considérés comme appartenant en droit au souverain auquel on les offrait pour reconnaître sa souveraineté. Ce proverbe s' applique à toute chose dont on ne peut disposer librement, parce que quelqu' un d' autre a des droits sur elle. [2.165]
Se disait des choses dont on n'avait pas la libre disposition. [2.415 #3858]

Ohabolana 4Ny ondry no kely hofaka, ny mpiandry no ratsy. [2.415 #3732, 2.558 #3200, 2.653 #2382]
Dikanteny frantsaySi les moutons ont des queues maigres, c' est que le gardien est mauvais. [2.415 #3732]

Ohabolana 5Ny tafy soratra hanin' ny mpiandry sy ny mpanao sofina. [2.415 #240]
Dikanteny frantsayLes boeufs du souverain, quand ils sont tachetés d'une manière disparate, sont la part des gardiens et de ceux qui les marquent aux oreilles. [2.415]

Ohabolana 6Omby mahia lava kitro ka tsy mahafaly ny mpiandry. [2.415 #4560, 2.558 #3432, 2.653 #2548]
Dikanteny frantsayBoeuf maigre à sabots allongés : il est un sujet de déplaisir pour son gardien. [2.415]
Fanazavana frantsayUn boeuf vieux et maigre n' est pas bon à manger ; le gardien avait les bêtes mortes. Le sens est : boeuf qui n' est plus bon à rien. [2.415]

Ohabolana 7Raha mamba sy voay no miady, aokahifandramatra, fa samy tompon' ny rano ary raha misy maty dia mihena ny mpiandry fitàna. [2.558]

Ohabolana 8Raha mpanan-karena tsy mihinana : tsy tompony fa mpiandry entana. [2.653 #2700, 2.974 #3]
Dikanteny frantsayEtre riche et se priver, ce n’est pas posséder, c’est se faire gardien de bagages. [2.974 #3]

Fizahan-teny