Teny iditra | dory | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Teny iditra | dory | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | [Tankarana] dormir. [David 1952 (takila D)] | |
Teny iditra | dory (dotra) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao dorana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |