|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  orna
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] an organ. see sarinety.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] orgue
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2)133  orna
Sokajin-teny  134  anarana
Fanazavàna teny malagasy  135  [1.1] Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry
Ohatra  136  [1.381#] Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny.
Voambolana  137  Haiaina
Tsipelina hafa  138  organina

Fivaditsoratra  139  angaro, arango, argôna, aronga, gorana, orgàna, rangao, roanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21