Teny iditra (1/6) | 1 hena- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe henatra |
Teny iditra (2/6) | 3 hena |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany 6 Fery 7 Teny misy ifandraisany: atidohan-kena, atin-kena, fanangana, hofaka, ilikena, jabora, sabora, lela, lemy, leminy, lohomby, losony, mananety, masontanteliny, matomperiny, matom-perin-kisoa, mosavinkena, roroha, soroka, taovany, tratra, trafo, traingo, tehezana, tsinainkena, vain-droroha, vavony, voankena, vodihena, vorivorinkena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 meat, esp. beef [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 viande, viande de boeuf [1.8] |
Ohatra |
10 Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany. [2.470] |
Voambolana |
11 Toe-karena: hanina |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny hena io |
Teny iditra (3/6) | 38 hena |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
40 Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
41 diminution, amoindrissement [1.3] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (4/6) | 50 heña |
Sokajin-teny | 51 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
52 tantely mifindra [Tambahoaka]
[1.78] |
Teny iditra (5/6) | 53 heña |
Sokajin-teny | 54 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
55 hankaiza [Taisaka]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
56 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (6/6) | 57 hena |
Sokajin-teny | 58 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
59 (dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance). Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants. [Bara]
[1.196] |
Voambolana |
60 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 62 hane, hena-, heña, nahe, nhea, hane, hena-, heña, nahe, nhea |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |