|
|
|
|

Teny iditra1  farara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-javamaneno tsofina. Fililiotra
Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojinjaina no alain' ny ankizy ka tsofiny ataony kilalao; noho izany, amin' ny fararano ihany no misy azy: ankizy maro mihitsy indraindray no mampiaraka ka manorisory ny olondehibe; afa-tsy izany, nandrara ny zaza amin' ireny kilalao ireny ny Ntaolo fahiny raha tsy efa kelikely sisa ny vary eny an-tsaha, fa lazaina ho "mampisy havandra"
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the stalk of certain plants which is made into a small wind instrument like a whistle or flute.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] trompette que les enfants font avec l'écorce ou la feuille de certains arbres, la feuille des arums et d'autres plantes. Mirliton
6  [1.196] Nom des feuilles qui à l'état jeune sont roulées sur elles-mêmes en une sorte de rouleau et non pliées. Par exemple : fararan-tsaonjo : jeune feuille roulée de saonjo : Colocasia antiquorum Schott (Araceae). fararam-bolotara : jeunes pousses de bambou géant Dendrocalamus sp. (Gramninées). Par extension, sortes de trompettes que les enfants font avec ces pousses.
Ohatra  7  Tsy ifandrenesana ny tsotsoka sy ny farara eran' ny tanàna. [2.332]
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra
9  Feon-kira: zavamaneno
Sampanteny 
10  Anarana :
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  139  farara, rafara, rarafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02