Teny iditra (1/3) | 1 rondro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa [1.1] |
Voambolana |
4 Kilalao 5 Feon-kira: zavamaneno |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny rondro io |
Teny iditra (2/3) | 40 rondro |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
42 rahona [Sihanaka]
[1.78] |
Teny iditra (3/3) | 43 rondro |
Sokajin-teny | 44 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
45 (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [Betsimisaraka Avaratra]
[1.196] |
Voambolana |
46 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |