|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  lalao, kilalao, hehy [Taisaka] [1.78]
4  Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
5  Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
6  Hirahira: Hira andaniana andro.
7  (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  a song; music; play [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  chant [1.3#249, 1.8]
10  airs, musique vocale
11  action de s'amuser avec des objets [1.3]
12  musique; jeux [1.8]
Ohatra  13  hira inona no nohiraintsika? [2.270]
14  Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356]
15  Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4]
Voambolana  16  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
17  Feo
Haiendriteny 
18  Tsotra :
19  Tovonana :
Sampanteny 
20  Matoantenin' ny mpanao :
21  Matoantenin' ny iharana :
22  Matoantenin' ny fameno :
23  Anarana :
Mpanahaka  24  kalo, kalokalo, vetso, vazo, antsa, atoa
Kamban-teny 
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny hira io

Teny iditra (2/4)35  hira
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37  anaran-gidro [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  38  ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  39  maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
Voambolana  40  Haibiby: mampinono
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  62  Ny Gidro
Sary 
63 

Teny iditra (3/4)64  Hira
Sokajin-teny  65  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  66  Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  67  Hirah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  68  Hira [2.996]
Voambolana  69  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  70  Toko sy andininy momba Hira
Tsanganana sy sary iray takila  71  Fitanisana

Teny iditra (4/4)72  Hi
Sokajin-teny  73  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  74  Ira [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  75  Ira [2.996]
Voambolana  76  Soratra Masina
Tsipelina hafa  77  ira, ira
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  78  Toko sy andininy momba Hirà
Tsanganana sy sary iray takila  79  Fitanisana

Fivaditsoratra  80  hira, riha

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30