Teny iditra (1/2) | 1 langorony |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a side drum [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 tambour [1.3] |
Ohatra |
6 ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony: [2.48] |
Voambolana |
7 Feon-kira: zavamaneno |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/2) | 41 langorony |
Fototeny | 42 langoro |
Sokajin-teny | 43 anarana langoro sy mpisolo |
Fanazavàna teny anglisy |
44 his heron(s), her heron(s), their heron(s) 45 his drum(s), her drum(s), their drum(s) [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
46 son héron, ses hérons, leur héron(s) 47 son tabour, ses tabours, leur tabour(s) [3.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |