Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mandray | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza mandray ombalahy latsaka an-tatatra, fa raha afaka izy, manoto. [2.415 #6218]
Aza mandray ombilahy latsaka an-tatatra, fa raha afaka izy, manoto. [2.165 #1155] Tandremo, fandrao toy ny mandray ombilahy latsaka an-tatatra : raha afaka izy, hanoto. [2.653 #3001, 2.974 #310] Tandremo sao manarina ombalahy latsaka an-tatatra, ka raha tafarina izy manoto. [2.558 #4034] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne retirez pas un taureau du fossé où il est tombé, car une fois retiré il foncera sur vous. [2.415 #6218]
Ne tirez pas un taureau du fossé où il est tombé, car une fois dehors, il foncera sur vous. [2.165] Prenez garde, il peut en être comme du taureau qu’on retire de la fosse : à peine dégagé, il vous encorne. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Boka nandray tanana, ka ny fanahy misy ihany fa ny Boka nandray tanana : ny fanahy misy ihany, fa ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui veut donner une poignée de mains : ce n' est pas l' intention qui lui manque, c' est la main. [2.415 #1981] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens de bonne volonté, mais sans moyens. [2.415 #1981] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Handray vonona, tahaka an-dRainitsaralafy. [2.415 #3918, 2.653 #1024]
Handray vonona toa an-dRainitsaralafy. [2.558 #1265] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Il veut prendre ce qui est tout préparé comme Rainitsaralafy. [2.415 #3918] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe qui fait allusion à un personnage connu pour cela, se disait des gens qui veulent vivre aux dépens des autres. [2.415 #11] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est un ancien, c' est un homme: il a saisi sa lance et il est parti, se serrant le ventre en guise de repas. [2.165 #894]
Il est courageux, c' est un homme : il a pris sa lance et il est parti, et pour tout repas, il a serré son lamba autour des reins. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Manantena ny efa azo, ka tsy mandray | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Compter sur ce qu' on a déjà et ne pas toucher aux feuilles vertes. [2.415 #1770]
Se fier en ce qu' on a déjà et faire le riche. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Femmes qui ne veulent pas aller dans l'eau renouveler la provision de joncs. [2.415 #1770]
Litt. ne pas toucher des feuilles mouillées (celles des herbes potagères que l'on cueille à la main). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mandray tsy mahazo menatry ny tanana, mitsaha-tsy voky menatry ny vava. [2.558]
Mandray tsy mahazo, menatry ny tanana; mitsako tsy voky, menatry ny vava. [2.415 #6451, 2.653 #1594] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui tend la main sans recevoir, est tout confus à cause de sa main ; celui qui mâche et n' est point rassasié, est tout confus à cause de sa bouche. [2.415 #6451] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La honte vient à la suite d'un projet qui n' a pas réussi. [2.415 #6451] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Midonanaka foana, toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho nandray jono, tsy amalona nandray azy. [2.165 #972, 2.415 #5917]
Midonanaka toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho miakatra, tsy amalona nanohina. [2.558 #2290] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Perdre le temps, comme celui qui pêche dans une rigole : rien n' a mordu, ni poisson, ni anguille. [2.415 #5917]
Perdre son temps, comme celui qui pêchait dans une rigole: ni "toho" ni anguille n' a voulu mordre. [2.165 #972] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Mifady akondro, ka homana Mifady akondro ka no homana Mifady arina ka no mandray mainty, mifady hady ka no Mifady hady, ka mandika tatatra. [2.415 #86] Mifady mainty, ka mandray arina. [2.415 #86] Mifady mainty, ka mandray arina; mifady hady, ka mandika tatatra ; mifady vanga, ka mandray fitatra. [2.653] Mifady ny ventiny, fa homana ny rony. [2.415 #84] Mifady vanga, ka mandray fitatra. [2.415 #86] Mifady ventiny fa misotro ny rony. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona manao ny atao hoe fady fotsy, izany hoe tsy mifady tanteraka, na manao alasafay ka mifady anarany fotsiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | S'abstenir de bananes par prohibition sacrée et cependant manger sur des feuilles de bananier. [2.415 #85]
S' abstenir de ce qui est noir, et cependant toucher du charbon ; s' interdire les fossés et enjamber les canaux des rizières ; s' interdire ce qui a deux couleurs et toucher le tarier à collier. [2.415 #86] S'abstenir de viande par prohibition sacrée et cependant boire le bouillon. [2.415 #84] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est dire qu'une chose est défendue, et cependant la faire. Se disait en général des observances pharisaïques. [2.415 #86] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Mitsindrahadrahaka toa | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Nahandrom-bomangan' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un repas de patates à Ambohimijery: celui qui en a déjà pris une (avant la distribution régulière) l' à déjà mangée (et il n' en aura peut-être plus), et celui qui en a pris deux a eu sa part. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Nahoana no | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Natao ihany ny handry tsy mirakotra fa nony maneno akoho mandray lamba. [2.558 #2762]
Natao ihany ny handry tsy mirakotra, fa nony maneno ny akoho mahatsiaro hatsiaka ka mandray lamba. [2.415 #2315, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On voulait se coucher sans lamba pour ne pas l' user, mais au chant du coq le froid se fait sentir et on prend le lamba. [2.415 #2315] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Tanora tsy mandray ravin-deno, ka fotsy volo vao miloloha sobiky. [2.558 #4066] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Tari-baton-kibobo : ny anjombona dia betsaka fa ny handray kofehy no tsy misy. [2.558 #4106]
Tari-baton-kibobo: ny anjombona dia betsaka, fa ny handray kofehy tsy misy. [2.653 #3044] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Toy ny tavy : izay mandray mahavaky. [2.415 #5878, 2.653]
Toy ny tavy, ka izay mandray mahavaky. [2.558 #4335] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme un têt de pot cassé : qui le touche le brise. [2.415 #5878] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Fragilité des désirs. [2.415 #5878] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Tsy mandray ravin' avaratra. [2.415]
Tsy mandray | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les gens riches et fiers ne veulent pas ramasser les fibres de joncs qui servent à faire des nattes et des corbeilles. [2.415 #2257] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens paresseux ou fiers et aussi des gens très riches. [2.415 #2257] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Tsy misy be alahelo tahaka ny maty vady, fa raha manitsaka androngo, mitsinjaka. [2.653 #3511]
Tsy misy be alahelo tahaky ny maty vady, fa raha manitsaka androngo, mitsinjaka. [2.415 #1345] Tsy misy be alahelo toy ny maty vady, fa raha mandray lavenona mitehaka. [2.558 #302] Tsy misy be alahelo toy ny maty vady, fa raha manitsaka androngo mitsinjaka. [2.558 #4705] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Personne n' a autant de chagrin qu' une femme qui vient de perdre son mari, et cependant quand elle foule aux pieds un lézard, elle danse. [2.415 #1345] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est que toute douleur doit cesser dans certains cas et quelle cesse avec le temps. [2.415 #1345] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||