Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : papango | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akohokely lasam-papango : misidina ambony vao tra-pahoriana. [2.558]
Akohokely lasam-papango: nisidina ambony vao tra-pahoriana. [1.1 #45] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tafakatra amin' ny toerana ambony vao nahita loza. [1.1 #45] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza manao papango be saron-doha, ka manao hoe tsy misy zokiny afa-tsy izaho. [2.558 #555, 2.653 #488] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza manao papango lahy anaty katsaka, ka tsy misy lahy afa-tsy izaho na izay mivoaka babany avokoa. [2.558 #556]
Papangolahy anaty katsaka, ka izay mivoaka babany avokoa. [2.558 #3478, 1.1] Papangolahy anaty katsaka ka izay mivoaka rainy avokoa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny samy mahakinga na mahay ny olona maro mifandimby manao zavatra imasom-bahoaka. [1.1]
Ilazana ny mpifaninana, ka izay miseho mahay daholo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza manao papango lava elatra : mandraoka any, mandraoka aty. [2.415 #4979] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme l' oiseau papangue : c' est un oiseau à longues ailes qui prend ici et prend là-bas. [2.415 #4979] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe betsimisaraka se disait des gens à double jeu et des deux partis à la fois. [2.415 #4979] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Hianao (anie) no papango sasaky ny vorona, ankihibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [2.653 #1063]
Hianao no papango sasaky ny vorona, ankibe mahaleo ny antsasany, Hianao no papango sasaky ny vorona, ankihibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous êtes le papango prince des oiseaux, le pouce qui fait la moitié du travail, la paume de la main où aboutissent les doigts. [2.974 #342]
Vous êtes l' oiseau de proie papangue qui est la moitié de la gent ailée, vous êtes le pouce qui vaut la moitié de la main, vous êtes la paume de la main qui réunit les doigts. [2.415 #636] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est de vous que dépend toute l' affaire ; paroles qu'on disait aux grands et aussi aux prétentieux. [2.415 #636] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Hianao, ry papango didimaso, mahaiza mizaha tena vao manenitra ny olona. [2.415 #4865] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Regardez vos défauts avant de dénigrer les autres. [2.415 #4865] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Papangue, oiseau aux yeux chassieux, regarde-toi bien avant de te moquer des autres. [2.415 #4865] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Manao akohobe milefa papango. [2.415 #1771] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire comme la grosse poule qui fuit devant l'oiseau de proie appelé papangue. [2.415 #1771] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui avaient peur et reculaient devant de plus petits ou plus faibles qu'eux. [2.415 #1771] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Manao felan-tanam-papango : tsy maka Manao felatanam-papango, ka tsy maka | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Natao hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery hipaoka ny akoho. [2.165]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo hay papango nipaoka ny akohokely. [2.558 #2757] Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery nipaoka ny akoho. [1.1] Natao kitsikitsika hivavahana, kanjo manjary voromahery nipaoka ny akohokely. [2.653 #2093] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona namoa-doza. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On le prenait pour une crécerelle que l' on prie, et c' était un faucon ravisseur de poules. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Papango | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Papango amam-borona: iray toerana, fa samy hafa faniry. [2.165 #309]
Papango amam-borona, ka ny toerana no iraisana, fa ny faniriana samihafa. [2.415 #854] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des papangues (oiseaux de proie) et d' autres oiseaux: ils sont dans le même endroit, mais ils n' ont pas les mêmes désirs. [2.165]
Papangue qui se trouve avec d' autres oiseaux : l' habitation est commune, mais les moeurs sont différentes. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui peuvent être ensemble, mais qui ont chacun leur condition. [2.415 #854] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Papango amim-boanjo ka toerana no iraisana. [2.558 #3476]
Papango amim-boanjo : toerana no iraisana. [2.415 #1694, 2.653 #2589] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oiseau papangue et arachides : ils n' ont de commun que l' habitation. [2.415 #1694] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des grands et des petits. [2.415 #1694] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Papango didimaso tsy fihinana : samy ratsy, ka aza Papango didimaso, Papango didimaso, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Papangue, oiseau chassieux qu' on ne mange pas, regarde-toi avant de dire du mal des autres. [2.415 #4890]
Papangues, oiseaux chassieux qu' on ne mange pas, vous êtes tous vilains, ne vous moquez pas les uns des autres ; papangue, oiseau chassieux qu' on ne mange pas, enlève ta chassie avant de me parler. [2.415 #4889] Un papango aux yeux chassieux, un oiseau qu' on ne mange pas: regardez votre propre visage avant de dire du mal des autres. [2.165 #569] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des médisants. [2.415 #4890] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Papango fotsy elatra : tsy mipaoka ny an' olona ary tsy paohin' ny an' olona. [2.558 #3476]
Papango fotsy elatra: tsy mipaoka olona, tsy paohin’ olona. [2.653 #2591] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Papango maty, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un milan mort, un oiseau pris au piège; je crains (pour vous, qui m' avez fait du mal) le châtiment, car je suis un oiseau tué. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Papango miohatra an' i Lohalambo : aleo tsy miohatra toy izay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oiseau de proie qui essaie de passer par-dessus la montagne Lohalambo : mieux vaut ne pas passer que de passer avec honte. [2.415 #6322] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des présomptueux. [2.415 #6322] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Papango mipaoka an-dranomasina : mipaoka an-tanin' olona. [2.415 #4313, 2.558 #3480, 2.653 #2593] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oiseau de proie papangue qui enlève une proie sur mer : il prend sur le terrain d' autrui. [2.415 #4313] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de deux rusés ou de deux voleurs. [2.415 #4313] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Papango nahazo | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Papango nahazo hodi-tsokatra : nahazo, fa tsy nahazo loatra. [2.415 #4314]
Papango nifaoka hodi-tsokatra: nahazo ihany, fa akorany. [2.165 #969] Papango nifaoka hodi-tsokatra, nahazo ihany fa toa akorany. [2.558 #3481] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oiseau de proie papangue qui a enlevé une écaille de tortue : il a bien pris quelque chose, mais cela ne lui va pas beaucoup. [2.415 #4314]
Un milan qui se jette sur la carapace d' une tortue: il a attrapé quelque chose, mais ce n' était que de l' écaille. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des voleurs déçus. [2.415 #4314] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Papango nahazo sokatra : ny remby ka azo fa ny fihinana anazy tsy hita. [1.147 #P2] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Raha papango no maty, | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Reraka ny kary, fa lasan- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les chats sauvages n' en peuvent plus car les poules se sont changées en papangues. [2.415 #734] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les petits ne se laissent plus faire et ceux qui les pressuraient sont sur les dents. [2.415 #734] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Voron-tsaporetika, papango didimaso : jereo aloha ny tena vao manenitra ny hafa. [2.558 #5048]
Voron-tsaporetika, papango didimaso, ka jereo aloha ny tena vao manenitra ny sasany. [2.165 #2049] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des oiseaux qui s' éparpillent, un papangue (oiseau de proie) aux yeux chassieux: examinez-vous vous-même avant de railler les autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |