Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : manetsa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Androngolahy manetsa : mandro matetika vao mavo lamosina. [2.558 #237]
Androngolahy manetsa : mandro matetika vao mavo lamosina ; tongo-dririnina : hosoran-tsavony vao mihavasoka. [2.415 #701, 2.653 #227] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézard à l' époque du repiquage du riz : il prend des bains fréquents et il a le dos sale ; les pieds en hiver, on les enduit de savon et ils sont ternes. [2.415 #701] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des officiers concussionnaires. [2.415 #701] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Anosizato milalao, ary ny Anosizato milalao, ary ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Proverbe analogue à la fable de la cigale et de la fourmi : rira bien qui rira le dernier. [2.415 #6206] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Anosizato s' amuse, et les gens d' Ambohimanarina plantent le riz en hiver ; être à l' époque de la moisson alors que les provisions s' épuisent, c' est bien pour ceux qui vont avoir une récolte, mais pas pour ceux qui n' en auront pas. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Be herehina ohatra ny mitaiza kely manetsa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona misahana adidy maro, izay sahala amin' ny vehivavy mitaiza kely ka sady manao raharaha no mikarakara ny zanany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Kamo manetsa hianao, ka fararano vao mandry fotsy. [2.558 #1593] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Lehilahy mahery mihosy, vehivavy mahery manetsa : ka sady voky ny ankizy no tsy ory ny lehibe. [2.558]
Lehilahy mahery mihosy, vehivavy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme qui remue bien la terre de ses rizières, femme qui transplante bien le riz : ils nourrissent bien leurs enfants. [2.415 #1283] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des ménages laborieux. [2.415 #1311] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Manetsa mahalana: ny ataon’ ny tena ihany no alaina. [2.653]
Manetsa vary mahalana, ka ny atao ihany no idiran' ny fatiantoka. [2.558 #2098] Manetsa vary mahalana, ka ny atao no alaina. [2.165 #729] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Planter son riz trop espacé, et récolter ce qu' on a fait (c. à. d. récolter peu). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Marary manetsa, ka mifidy na haka kitay na hantsaka rano. [2.558 #2135]
Marary manetsa : mifidy na hantsaka na haka kitay. [2.165 #2000, 2.415 #2808] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est malade au moment du repiquage: il faut qu' il choisisse s' il veut aller chercher de l' eau, ou aller chercher du combustible. Le travail est tellement pressant à ce moment-là, que personne ne doit rester à rien faire, pas même les malades. [2.165]
Malade à l'époque du repiquage du riz : il faut qu'il choisisse entre l' eau ou le combustible à aller chercher. [2.415 #2808] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le travail presse. [2.415 #2808] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Mitaiza kely manetsa ka be no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Femme qui a un enfant à nourrir à l' époque des semis de riz : voilà bien des occupations. [2.415 #927] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le repiquage du riz était fait par les femmes ; ce proverbe se disait des gens qui avaient plusieurs travaux ou affaires sur les bras. [2.415 #927] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Santatra am-bava rano fa ny manetsa be mbola ho avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa mbola kely sy tsotsotra ny vita amin' izao fotoana izao (asa na lanonana na zavatra hafa), fa mampanantena fa ny any aoriana mbola ho be sy tsara lavitra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||