Teny iditra ngizina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mainty dia mainty, ngilo tanteraka, matetika no ampiarahina amin' ny teny hoe mainty: Mainty ngizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as ngerona (black) [comp. swa. giza darkness.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Très noir [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31