Teny iditra fotsy bobo (fotsy, bobo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona manana volon-koditra fotsy hafahafa vokatry ny toe-javatra manokana, dia ny tsy fisian' ilay zavatra mpandoko ny hoditra sy ny volo raha miforona ao an-kibon-dreniny ny zaza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an off-white color, as the skin bleached by disease [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay blanc anormal, comme les albinos [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07