Teny iditra volomparasy (volo, parasy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy loko manja mena; loko na volon-javatra mitovy amin' ny an' ny vonim-boahirana na tatamo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a purple color [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay violet [Hallanger 1974, SLP 1986]
Famaritana frantsay pourpre [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay couleur de puce. Ce qui est violet [Veyrières 1913]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Lahatsoratra 

2017/06/29