Teny iditra menapina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Volon-doko mandray ny vony sy ny mena [Rajemisa 1985]
 izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo [Akademia 2005]
Famaritana frantsay [ menapiny ] roux [Abinal 1888]
 rouge écarlate [Rajaonarimanana 1995]
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Ohatra 
1Ny loko menapina no mba ankafiziny [Akademia 2005]
2Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina [Andraina: Mitaraina]

2015/12/06