Teny iditra mangatrakatraka (hatrakatraka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mena midorehitra, mena mivaivay: Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy extremely red. Used only with mena, red. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être rouge écarlate [Abinal 1888]
  [Tankarana] rouge écarlate. [David 1952 (takila M)]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  volo/colors/couleurs
Ohatra Na mangatrakatraka aza ny fahotanareo, hanjary fotsy hoatra ny oram-panala; [Baiboly: 29.1.18]

2019/08/17