Teny iditra mavokely (mavo, kely)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Volon-dokon' ny vonim-paiso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy pink [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rose [Hallanger 1974]
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Ohatra Mena na mavokely mamirapiratra araka ny taratra azony ny lakan-drano lehibe sy kely; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 150]

Teny iditra mavokely
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran' akondro vonivony ny voany, fohy fa vaventiventy, mamy dia mamy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] variété de bananier ; bananes petites, se fendillent, très bonnes. [David 1952 (takila M)]
Voambolana 

2017/03/10