Teny iditra fotsy mangatsakatsaka (fotsy, hatsaka)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: loko
Ohatra sasao aho, dia ho fotsy mangatsakatsaka [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31