|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  volontany
Singan-teny  2 volo, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Loko mifandraika amin' ny volon' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 earth-color, brown, khaki [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 couleur kaki [1.8]
8 kaki [1.13]
Ohatra  9  Malabary mihantona sy pataloha volontany efa tontatonta no nomeny ahy. [2.4#50]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  109  Ny Loko

Teny iditra (2/3)110  volontany
Singan-teny  111 volo
Sokajin-teny  112  anarana
Fanazavàna teny malagasy  113 fomban-tany; fomba amam-panao amin' ny tany iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  114 les moeurs, les us et coutumes d'un pays [1.3]
Ohabolana  115  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)116  volontany
Sokajin-teny  117  anarana
Fanazavàna teny malagasy  118 Ahitra kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  119 [volon-tany] nom d'une petite herbe
120 ce qui couvre la terre, comme l'herbe [1.3]
121 [Merina] (« cheveux de la terre »). Végétation commerçant à pousser sur un sol nu. On dit de même tany lava volo pour les terres vierges, occupées par de grandes Poaceae.
122 Nom de très petites plantes poussant sur les sols latéritiques nus. Notamment : Eleocharis minuta Boeckeler, Eleocharis caespitosissima Baker (Cyperaceae). [1.196]
Voambolana  123  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20