Teny iditra volondavenona (volo, lavenona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Loko manja tanora toy ny an' ny lavenona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay gris foncé [SLP 1986]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

2011/12/25