Teny iditra mena mangatrakatraka
Singan-teny mena ; mangatrakatraka
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: loko
Ohatra 
1Voaloko mena ny ampingan'ny mpiadiny, miakanjo mena mangatrakatraka ny miaramilany: [2.996]
2Toa mpanjaka kely fahiny no fitazan' i Bina azy amin' izato akanjony sily mena mangatrakatraka. [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02