Teny iditra fotsy hatsatra (fotsy, hatsatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: loko
Ohatra Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina. [Rajohanesa: Kintana]

2013/11/04