Teny iditra |
angana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny sisa tavela na mijoro [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui reste après une défaite, après une ruine Action de se dédommager, de rentrer dans ses fonds [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
angana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Volon-doko manga antitra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Indigo [1.3]
|
Mpanahaka |
volo/colors/couleurs
|
|
Teny iditra |
angana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Blue silk or thread [1.2]
|
|
Teny iditra |
angana
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny anglisy | See tsangana [1.2]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|