|
|
|
|

Teny iditra1  menafify
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mena antitra
Volombavan' antitra hariva vao menafify
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#426] rouge foncé
Ohatra  5  [2.285] Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany.
Singan-teny  6  mena, fify
Tsipelina hafa  7  menafify
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  106  Ohabolana misy io teny menafify io
Tsanganana sy sary iray takila  107  Ny Loko

Fivaditsoratra  108  menafify, mifanefi

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28