|
|
|
|

Teny iditra1  menapina
Singan-teny  2  mena
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Volon-doko mandray ny vony sy ny mena
5  [1.62] izy rehef tsy mivolon-dra tateraka fa manopy mena, toy ny voankazo efa ho masaka na mbola soamaravo
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3][menaPIny] roux
7  [1.5] rouge écarlate
Ohatra  8  Ny loko menapina no mba ankafiziny [1.62]
9  Ny orony, hono, nanao bikam-boantabiha sady nihevotrevotra no mena pina [2.472]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  108  Ny Loko

Fivaditsoratra  109  ampenina, mañapeny, manepañy, menapina, mpanenay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21