Teny iditra (1/3) | 1 fiana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 mena vasobasoka [Taimoro]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 of a brownish red [Provincial]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 brun. [Tankarana]
[1.19] |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/3) | 104 fiana |
Sokajin-teny | 105 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
106 hazandrano [Tanosy]
[1.78] 107 Karazan-kazandrano maro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
108 the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Provincial]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
109 nom de plusieurs espèces de poissons [1.3#167] |
Ohatra |
110 Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any!
[2.499]
|
Kamban-teny rehetra |
|
Voambolana | 113 Haibiby: trondro |
Mpanahaka | 114 fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka |
Teny iditra (3/3) | 115 fi~ana |
Sokajin-teny | 116 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 117 afina, 118 anifa, 119 fania, 120 fi~ana, fiana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20 |
![]() |