|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatrakatraka
Fototeny  2  hatraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rehaka, rehareha, aniona.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] levity, dissipation, liveliness, pride.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#225] fierté, arrogance, fanfaronnade
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Anarana :
Tovy hevitra  10  hatraka

Teny iditra (2/2)11  hatrakatraka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Hamenana midorehitra, mivaivay.
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3#225] rouge écarlate
Sampanteny 
15  Mpamaritra :
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21