Teny iditra (1/2) | 1 maitso antitra |
Singan-teny | 2 maitso, antitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#420] vert foncé, brun, gros vert |
Ohatra |
5 Lomotra : Zava-maniry maitso antitra mifaroradroratra izay hita matetika eny amin' ny rano mihandrona [2.285#270] |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
104 Ny Loko |
Teny iditra (2/2) | 105 maitso-antitra |
Singan-teny | 106 maitso, antitra |
Sokajin-teny | 107 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
108 [1.196] (sens général : vert foncé, voir le mot maitso ). Se dit aussi d'un manguier, Mangifera indica L. (Anacardiaceae) lorsqu'il promet de donner beaucoup de fruits parce que ses fleurs sont abondantes. Dans le cas contraire, quand on prévoit une faible récolte, on dit maitso-mavana ou maitso-tanora. [Merina]
|
Voambolana |
109 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 111 maitso antitra, maitso-antitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |