Teny iditra (1/6) | 1 manja |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Sora-javatra na volon-doko mainty mena, na mavo manopy volombatolalaka antitra: Mba tiako ny volon' iry soavaly manja iry 4 Tsara tarehy: Manja izany raha tovolahy [1.1] |
Ohatra |
5 omby malaza manja volontakatra, izao no fahamasinana amy ny fiherezana; [2.48] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/6) | 47 manja |
Sokajin-teny | 48 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
49 Fira-potsy atao eo ivohon' ny fitaratra mba hamerenany ny sarin-javatra eo anoloana: Manjam-pitaratra [1.1] |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (3/6) | 51 manja |
Sokajin-teny | 52 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
53 (merina, et toute l'île). Pris adjectivement : de couleur brune. Nom de diverses plantes dont on tirait des teintures brunes. Voir aussi amanja. [1.196] |
Voambolana |
54 Haizavamaniry |
Teny iditra (4/6) | 55 Manja |
Singan-teny | 56 manja |
Sokajin-teny | 57 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
58 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
59 Fitanisana |
Teny iditra (5/6) | 60 Manja |
Sokajin-teny | 61 anarana (lohatenin' boky) |
Mpanoratra |
62 Rapatsalahy Paul |
Teny iditra (6/6) | 63 Manja |
Singan-teny | 64 manja |
Sokajin-teny | 65 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny frantsay |
66 Chef-lieu de sous-préfecture, à 287 km au nord de Tuléar et à 176 km de Morondava; 5240 habitants ... [1.11] |
Tsanganana sy sary iray takila |
67 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 68 Manja, manja, Manja, manja |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |