Teny iditra | 1 mazaza |
Fototeny | 2 zaza |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ka tokony hariana Enti-milaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#871] D’un jaune sale, comme les taches des langes d’un enfant |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |