|
|
|
|

Teny iditra1  ngaly
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  mainty mangirangirana; maizina tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  intensely black, dark [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  noir luisant [1.3]
Ohatra  6  ngaly sady ngizina ny haizin' ambanivohitra fa tsy mba nanana jiro varatra hamotsiana azy iretsy mpamboly mandadiana. [1.281]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  45  Ny Loko

Fivaditsoratra  46  langy, ngaly

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30