Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : azo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akondro masaka ifotony aho : tsinjo maso fa tsy azo hanina, ka jerena ihany. [2.558 #90]
Akondro masaka ifotony aho : tsinjo maso, fa tsy azonao hohanina, fa jerena ihany. [2.415 #1556, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je suis comme une banane mûre sur pied : les yeux me voient, mais vous ne pouvez pas me manger, il faut vous contenter de me regarder. [2.415 #1556] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Refus d' une jeune fille aux sollicitations d' un jeune homme. [2.415 #1556] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akondronay no ho mamoa, ka azonay anaranam-po. [2.415 #499, 2.653 #78]
Akondronay no mamoa ka azonay anaranam-po. [2.165 #1562, 2.558 #92] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce bananier qui porte des fruits est à nous et nous en avons la libre disposition. [2.415 #499]
Ce sont nos bananiers qui ont porté des fruits, et nous sommes libres d' en faire ce que nous voulons. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le maître de l' esclave est maître de son enfant, comme de tous ses biens. [2.415 #499]
Proverbe souvent cité par des propriétaires qui s' emparaient de ce que leurs esclaves avaient pu amasser en propre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza atao taria azon' adala. [2.558 #416, 2.653 #366, 2.165]
Aza taria azon' adala, ka resahina Manao taria azon' adala. [2.415 #2086] Manao teny azon' adala. [2.415 #2086] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui redit toujours la même chose, est comme l' imbécile qui ayant entendu un mot, le répète. [2.415 #2086]
Ne faites pas comme un imbécile ayant entendu une conversation (il s' en va répéter partout ce qu' il a entendu). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza manao an' Andriamanitra azo am-po Aza manao an' Andriamanitra azoko am-po. [2.558 #490] Aza manao Andriamanitra azoko am-po. [2.415 #17] Tsy mety raha manao an' Andriamanitra azoko am-po. [2.558 #4611] Tsy mety raha manao Andriamanitra azoko am-po. [2.415 #17, 2.653 #3434] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne dites pas : je sais ce que Dieu veut et rien ne m' arrêtera dans mes projets. [2.415 #17]
Ne dites pas que vous avez toujours Dieu pour vous. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. il ne faut pas être trop sûr de soi-même. [2.165]
Paroles de ténacité orgueilleuse et d' opiniâtreté. [2.415 #17] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza manao andriamanjaka azoko am-po. [2.415 #193] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N'agissez pas despotiquement comme quelqu' un qui se dit sûr d' avoir toujours le souverain pour lui. [2.415 #193] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza manao vava azon' Andriamanitra. [2.165 #32, 2.653 #543] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites point de promesses (comme celles faites) à Dieu. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. de promesses en l' air comme les vœux faits à la divinité pour obtenir quelque faveur et dont on néglige ensuite l'accomplissement,. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza manao vorona azon' adala; ka na tsy maty aza, mifohafoha volo. [2.165 #436]
Vorona azon' adala, ka raha tsy maty aza, mararirary. [2.415 #2126] Vorona azon' adala, ka raha tsy maty aza, mifohafoha volo. [2.415 #2126] Vorona azon’ adala: na tsy maty aza, mifohafoha volo. [2.558 #5038, 2.653 #3742] Vorona azon' adala: raha tsy maty aza mifohafoha volo. [1.1] Vorona azon' ankizy : raha tsy maty aza, mifohafoha volo. [2.415 #1548] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny zavadoza mihatra amin' ny osa raha eo an-tanan' ny fohy saina sy ny tsy hendry. [1.1]
Zavatra mby an-tanan' ny olona tsy misy fisainana: raha tsy simba tanteraka, manahirana vao azo ampiasaina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L'oiseau pris par les sots a les plumes droites, s'il n'est pas mort. [1.3]
Ne le traitez pas comme un oiseau pris par un nigaud: s' il n' est pas mort, il en est bien près (litt. il a les plumes toutes hérissées). [2.165] Oiseau pris par les enfants : alors même qu' il n' est pas mort, tout son plumage est hérissé. [2.415 #1548] Quand un sot prend un oiseau, il s' en amuse tout le jour sans le laisser reposer : si l' oiseau n'en meurt pas, il en est bien malade et tout ébouriffé. [2.415 #2126] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les enfants abîment tout : ainsi à force de toucher et retoucher un objet on finit par l' abîmer ; on disait ce proverbe par moquerie de ceux qui répétaient toujours les mêmes mots dans un discours. [2.415 #1548]
Les sots abîment les objets qu'on met entre leurs mains. [1.3] Se disait des paroles entendues par les sots indiscrets et bavards ; ils les colportent tout le jour. [2.415 #2126] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Azoko amy ny vavany, hoy ilay nanjono toho. [2.653 #725]
Azoko amin' ny vavany, hoy ilay nanjono toho. [2.415 #4742] Azo tamin' ny vavany, hoy ilay nanjono toho. [2.558 #834] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je l' ai pris par sa bouche, dit le pêcheur de poisson toho. [2.415 #4742] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Pris par ses propres paroles. [2.415 #4742] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Azon' atody | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Azon' ny Azon' ny Hanao ahoana hianao : azon' ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' est pas aussi riche qu' il le voulait et il s' habille de manière à ce qu' on le croie riche. [2.415]
Ne possédant pas autant qu' il voudrait, il s' habille de façon à ce qu' on le croie riche. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Domohina azon’ | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Hanao ahoana hianao ? azon’ ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Hoditra azon' antitra : tsy hanina fa tanontanonina foana. [2.415 #1814]
Hoditra azon’ antitra : tsy hanina, fa tanontanoniny foana. [2.653 #1090] Hoditra azon' antitra : tsy haniny fa tanontanoniny foana. [2.558 #1363] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieillard qui a pris une peau : il ne la mange pas, mais il reste assis à côté. [2.415 #1814] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui prenaient par pure malice, sans pouvoir se servir de ce qu' ils prennent ; le vieillard n' a pas de dents, il ne peut pas mâcher la peau. [2.415 #1814] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Izaho angaha azon' ialahy nividy laona no handoa izany Izaho angaha no azon’ ialahy nividy laona no handoa izany vola be izany. [2.653 #1158] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tu m' as donc surpris en train d' acheter un mortier à piler le riz, pour que je me trouve obligé de te donner tant d' argent ! [2.415 #4866] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L' expression acheter un mortier, se disait de ceux qui, pris en flagrant délit de sorcellerie, préféraient payer à ceux qui les surprenaient, une forte somme d' argent, pour ne pas être dénoncés. [2.415 #4866] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Keliray mahazo jiolahy, ka tano fa azoko, vonjeo aho fa lasany. [2.415 #712]
Keliray mahazo jiolahy : vonjeo aho fa azoko izy fa lasany aho. [2.558 #1608] Keliray mahazo jiolahy : vonjeo aho, fa azoko izy ka lasany aho. [2.415 #712] Kely ray nahazo jiolahy: "Tano fa azoko, vonjeo aho fa lasany". [2.165] Keliray nahazo jiolahy : "Vonjeo aho, fa azoko izy, ka lasany aho". [2.653 #1254] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nain qui s' empare d' un brigand : au secours, s' écrit-t-il, car je l' ai saisi et il m' entraîne. [2.415 #712]
Un petit homme qui a attrapé un voleur (ou brigand): "Au secours, je le tiens, mais il m' emporte!". [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les petits, exploités par les grands, peuvent les menacer et c' est tout ; se disait aussi de tous ceux qui étaient exploités sans pouvoir se défendre. [2.415 #712] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Manenji-balala maina andro, ka raha tsy azoko Manenji-balala Manenji-balala main' andro, ka raha tsy azoko Misambo-balala maina andro, ka raha tsy azoko | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poursuite de sauterelles par un jour de clair soleil : si je ne les prends pas aujourd' hui, je les prendrai bien demain. [2.415 #5858] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Par un temps sec, les sauterelles volent bien ; on espère que la pluie viendra et que la prise sera plus facile, car les sauterelles auront les ailes mouillées. Il ne faut pas se décourager au premier insuccès. [2.415 #5858] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Mivembena foana tahaka ny valala manatody (mivezivezy etsy sy eroa). [2.558 #2517] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Errer çà et là comme les sauterelles qui pondent et s' écartent des autres. [2.415 #3034]
Errer çà et là sans raison comme les sauterelles auxquelles on a jeté un sortilège. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des mauvais sujets qui vivaient à l'écart, et qu'on ne pouvait pas trouver pour la corvée. [2.415 #3034] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Nahoana hianao no Nahoana hianao no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi êtes-vous ainsi sous la dépendance de vos beaux-parents ? et le gendre répond : même ce, que je gagnerai sera pour eux. [2.415 #1457] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny afon-dolo, afon' angatra, ka tsy azonao angatahina. [2.558 #2827] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny lainga toy ny vato am-balam-parihy, na tsy Vato am-balam-parihy, ka na dia tsy hitan' ny fangady raha lohataona aza, dia ho hitan' ny antsy raha fararano. [2.415 #3159] Vato am-balamparihy: raha tsy hitan' ny antsy raha fahavaratra, hitan' ny angady raha lohataona. [1.1] Vato an-tanimbary : na tsy azon' ny antsy raha fararano, hitan' ny angady raha lohataona. [2.558] Vato an-tanimbary : na tsy voan’ ny antsy amy ny fararano aza, ho tratry ny angady amy ny lohataona. [2.653 #3635] Vato an-tanimbary : na tsy voan' ny antsy amin’ ny fararano aza, ho tratry ny angady amin’ ny lohataona. [2.974 #384] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entina milaza ny vato latsaka eny an-tanimbary, izay na dia tsy hitan' ny antsin' ny mpijinja aza dia hitan' ny angadin' ny mpiasa, ka ny tiana holazaina amin' izany dia hoe: tsy misy zavatra tsy ho hita na ho ela na ho haingana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pierre de la petite digue : si la bêche ne la trouve pas au printemps, le couteau la trouvera à l' automne. [2.415 #3159]
Pierres dans la rizière : si elles sont épargnées par la faucille en automne, elles seront victimes de la bêche au printemps. [2.974 #384] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On disait ce proverbe pour signifier que tôt ou tard, une chose arrivera : au printemps la bêche sert à travailler la terre, et à l' automne le couteau sert à faire la moisson ou à couper les herbes qu' on donne aux animaux pour les engraisser. [2.415 #3159] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ny Sakalava no miady azon' ny anjaingin' Imamonjy. [2.415 #445, 2.165]
Ny sakalava no miady dia anjaingin' Imamonjy. [2.558 #3236] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si les Sakalava se battent, cela vient d' Imamonjy. [2.165]
Si les Sakalava se battent, c' est à cause d' Imamonjy. [2.415 #445] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cet Imamonjy était célèbre. [2.415 #445] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny vintana tsy azon' olona ovana, fa didy avy amin' Andriamanitra. [2.415 #101] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le destin ne peut pas être changé par les hommes, car c' est Dieu qui l' a fixé. [2.415 #101] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles des astrologues pour dire que le destin s'accomplira malgré tout. [2.415 #101] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Sambo-balala maina andro ka raha tsy azoko Sambo-balala Sambo-balala main' andro : raha tsy azoko | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa azo atao amin' ny andro hafa izay manahirana anio, fa manova zavatra ny fotoana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chasse aux sauterelles par un jour sec : si on les manque aujourd'hui, on les aura demain... [2.974 #27] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Trandraka azon’ ny liana. [1.147 #T125] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Tsy azon' ny olona ny lambo, raha tsy ny alika. [2.415 #5415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne peut pas prendre le sanglier si l' on n' a pas de chien. [2.415 #5415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On a souvent besoin d'un plus petit que soi. [2.415 #5415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Tsy misy be fiarovana tahaka ny ondrindrano : tsirika telo, antsibe iray, nefa raha azon’ ny tandroho mitogaga. [2.653 #3512]
Tsy misy be fiarovana toy ny ondrindrano, fa tsirika telo, antsibe iray nefa mitolagaga raha | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Vony tsy azon' afo, vary tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un refuge inviolable, c' est comme la claie qui est au-dessus du foyer et que le feu ne peut atteindre ; c' est comme le riz que l' oiseau cardinal ne peut manger. [2.415 #830] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||