Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : feo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akohokely latsaka Akoho kely latsaka Akohokely latsaka Akoho kely latsaka Akohokely latsaka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Petit poulet tombé dans le fossé : s' accrocher pour grimper, il ne le peut pas ; appeler, il n'a pas assez de voix ; rester où il est, il craint les chats sauvages. [2.415]
Petit poulet tombé dans le fossé : s' il veut appeler, sa voix est trop faible ; s' il veut voler, il n' a que des bouts d' ailes ; quant à rester où il est, il soupire après sa mère. [2.415 #2579] Poussin tombé dans un fossé : s’accrocher, impossible ; crier, pas de voix ; se résigner, mais il y a le chat sauvage. [2.974 #359] Un poussin tombé dans un fossé: pour appeler, il a la voix trop faible; pour voler, il a les ailes trop courtes; s' il y reste, il regrette sa mère. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui perdent la tête dans le malheur, ne sachant quel parti prendre. [2.415 #2580] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akohovavy maneno, ka lozain' ny avoaky ny vavany. [2.165 #834]
Akohovavy maneno, ka lozain' ny vavany. [2.415] Akohovavy maneno ka lozain' ny vavany ihany. [2.558] Akohovavy maneno, lozain' ny navoaky ny vavany. [2.415 #1750] Lozain' ny feony ohatra ny akohovavy maneno. [2.558] Lozain' ny vavany ohatra ny akohovavy maneno. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poule qui usurpe le chant du coq : ce chant lui porte malheur. [2.415 #1750]
Une poule qui chante montre ce quelle est par son chant. [2.165 #834] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des femmes qui usurpaient les droits des hommes et se faisaient moquer d' elles. [2.415 #1750] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Amboa nihaza jorery ka feo no re. [2.558 #20]
Amboa nihaza jorery, ka ny feo no re. [2.165 #1214, 2.653 #127] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un chien chassant une cigale, il en entend le cri (mais c' est tout, il ne la voit pas). [2.165 #1214] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ampongabe sy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Be feo raha marary, fa kely feo raha finaritra. [2.558 #865] Tsy mety raha be feo raha narary, fa kely feo raha finaritra. [2.558 #4585] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il faut travailler quand on est en bonne santé pour se reposer dans la maladie. [2.415 #3652]
On travaille quand on est en bonne santé afin de pouvoir s' arrêter quand on est malade. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Angalisa zanaky ny tafondro : ny feon-drainy ihany no feon-janany. [2.415 #956, 2.653]
Tafondro niteraka angalisa, ka ny feon-drainy ihany no feon-janany. [2.558 #3970] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le fusil est fils du canon : la voix du père est la voix du fils. [2.415 #956] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tel père, tel fils. [2.415 #956] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza be feo marary, fa kely feo finaritra. [2.165]
Be feo marary, fa kely feo finaritra. [2.415 #2594] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas de belles promesses (vœux) quand vous êtes malade, pour ne pas les tenir une fois rétabli. [2.165]
On promet beaucoup quand on est malade, mais on donne peu quand on est en bonne santé. [2.415 #2594] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On promet beaucoup dans la détresse, mais on donne peu quand le danger est passé. [2.415 #2594] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza manao ganaganalahy, ka ny mitari-dalana indray no mihakely feo. [2.558]
Aza manao Aza manao ganaganalahy: ny mitari-dalana indray no mihakely feo. [2.165 #941] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le canard: c' est celui qui vient en premier qui a la plus petite voix. [2.165]
Ne faites pas comme les canards : c' est celui qui conduit la marche qui a une petite voix. [2.415 #622] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion au fait que le canard a un cri plus faible que celui de la cane. [2.165]
Soyez à la hauteur de la situation ; les Malgaches avaient remarqué que le canard a une plus petite voix que la cane. [2.415 #622] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Aza manao toy ny jorery: ny feony mampita lohasaha, fa ny tenany tsy ampy indraim-bava. [2.165 #846, 2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne pas imiter la cigale, dont la voix franchit les vallées, mais dont on ne ferait pas une bouchée. [2.974 #29]
Ne soyez pas comme la cigale: elle a un cri qui traverse la vallée, mais de son corps on ne ferait pas une bouchée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Be feo mananatra, ka ny Be feo mananatra, ka ny ala-trano no mahazo aloha. [2.165 #1592] Be feo mananatra, ka ny any ala trano no hendry aloha. [2.415 #5596, 2.653 #746] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme à grosse voix qui gronde : les gens du dehors deviennent sages avant ceux de la maison. [2.415 #5596]
Quelqu' un admonestant en criant (chez lui): ce sont ceux qui passent dehors qui entendent les premiers. [2.165 #1592] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens bourrus qui ne savent rien arranger en famille. [2.415 #5596] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Be ihany no mahay " Andrianoly " , fa izay manga feo ihany no izy. [2.415 #6184, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Beaucoup savent chanter l' "Andrianoly" , mais c' est seulement celui qui a une belle voix qu' on aime entendre. [2.165]
Beaucoup savent chanter le chant Andrianoly, mais celui-là seul qui a une belle voix, chante bien. [2.415 #6184] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Feony ihany hoatry ny babo anjombona. [2.558 #1159]
Feony ihany, ohatra ny babo anjombona. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Feony ihany, hoy ilay jamba mitsapa tafondro. [2.165 #2067, 2.415 #2147]
Feony ihany, hoy ilay jamba nitsapa tafondro. [2.558 #1160, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce n'est que du bruit, dit l'aveugle tout en palpant le canon. [2.415 #2147]
"Ce n' était que sa voix" , dit l' aveugle en touchant un canon. Il avait entendu la détonation, qui l' avait saisi; quant au canon lui-même, tel qu' il le sent, il n' en est pas impressionné. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'était une plaisanterie sur les gens simples. [2.415 #2147] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Hoatry ny volan' ny kankafotra, ka ny Volan-kankafotra ka ny Volan' ny kankafotra, ka ny feo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui dont les paroles sont invariablement les mêmes imite le chant monotone de l' oiseau kankafotra qui chante aujourd' hui comme il chantait hier. [2.415 #3631]
Chant de l' oiseau kankafotra. [2.414] Invariable comme le chant de l' oiseau qu' on appelle kankafotra : aujourd' hui comme hier sans changement. [2.415 #6356] Le cri du coucou: c' est toujours le même que celui d' hier. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | S' applique aux gens qui tiennent toujours les mêmes discours. [2.165]
Se disait de ce qui est monotone, toujours la même chose. [2.415] Se disait des gens tenaces, et aussi de ceux qui répètent toujours la même chose. [2.415 #6356] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Ilay nihaza jorery : tsy araka ny feony niampita lohasaha ny habeny. [2.558 #1415]
Ny feony niampita lohasaha fa ny tenany tsy ampy indraim-bava, hoy ilay nihaza jorery. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Izaho tsy avo feo noho ny varatra, ary be feo noho ny rohona. [2.558 #101]
Izaho tsy avo feo noho ny varatra, ary tsy be feo noho ny rohona. [2.653 #1165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Manao tahaka ny vorombazaha : ny lahy hitarika no kely feo. [2.653 #1557]
Manao tahaky ny vorombazaha : ny lahy hitarika no kely feo. [2.415 #3584] Manao toy ny vorombazaha : ny lahy hitarika indray no kely feo. [2.558 #2018] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme les canards : ce sont les mâles qui doivent conduire, et ils ont une petite voix. [2.415 #3584] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des chefs qui ne savent pas conduire et n'ont pas d'autorité parce qu'ils ne savent pas parler ; les Malgaches avaient remarqué que la voix du canard était moins forte que celle de la cane. [2.415 #3584] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Eraillé, comme une voix qui mue. [2.165]
Voix éraillée comme la voix qui mue. [2.415 #4769] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Maro ny mpihira fa ny manga feo no izy indrindra. [2.558 #2143]
Maro no mpihira, fa ny manga feo no izy indrindra. [2.653 #1638, 2.415] Maro no mpihira, fa ny tsara feo no fidina. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il y a beaucoup de chanteurs, mais c' est celui qui a une belle voix qui est le meilleur et qui est choisi. [2.415 #3587] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Parmi les bons on choisit les meilleurs pour discourir ou commander. [2.415 #3587] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Nahoana no be feo toa toloho, nefa manjohy tsy mahasava ahitra ? [2.558 #2667] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ombalahy lafon' ny feony. [1.1]
Ombalahy lafon' ny vavany. [1.1] Ombalahy tsara feo : lafon' ny vavany ihany. [2.415 #6031] Ombilahy tsara feo ka ny vavany ihany no mahalafo azy. [2.558 #3420] Ombilahy tsara feo, ka ny vavany no mahalafo azy. [2.165] Ombilahy tsara feo : lafon’ ny vavany ihany. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny tanjaky ny omby no mazàna jeren' ny mpampiady omby raha mividy omby izy, fa tsy ny fitrenany akory; koa itý ohabolana H.S., dia enti-milaza ny olona izay zavatra tsy dia manao ahoana loatra no mampisy vidiny azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme un taureau lâche au combat, mais qui beugle bien : il n'est bien vendu qu' à cause de son gosier. [2.415 #6031]
Un taureau qui a une bonne voix; c' est sa voix (litt. sa bouche) qui le fera vendre. [2.165 #1194] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des fanfarons sans mérite. [2.415 #6031] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Tahaka ny jorery ny fanompoana, ka na dia tapaka aza ny tongony aman-tanany mbola mimenomenona ihany izy. [2.165 #1525]
Tahaka ny jorery ny fanompoana, ka na tapaka aza ny tongony aman-tanany, mbola mimenomenona ihany. [2.558] Tahaka ny jorery ny fanompoana: na Tahaky ny jorery ny fanompoana ; ka na dia tapaka aza ny tongony aman-tanany dia tsy mbola miova ihany ny feony. [2.415 #395] Tahaky ny jorery ny fanompoana : na dia tapaka aza ny tongony, na afaka aza ny tanany, mbola mimenomenona ihany izy. [2.415 #395] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La corvée est comme la cigale : coupez-lui les pattes et les ailes, elle fait encore entendre son cri strident. [2.415 #395]
La corvée est comme une cigale: qu' elle ait les pattes cassées, elle chante toujours. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. tant qu' on est encore en vie, on est bon pour la corvée, on ne peut s' y soustraire. [2.165]
Les gens corvéables, tant qu'ils n'ont pas rendu l' âme, sont appelés à la corvée ; s' ils ne peuvent pas travailler, il faut qu'ils se rachètent à prix d' argent. [2.415 #395] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Tsy mety raha be feo marary, fa kely feo finaritra. [2.653 #3405] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Tsy misy tsara feo noho ny papelika, fa midoka tena ka mahamonaina. [2.558 #307]
Tsy misy tsara feo noho ny papelika; fa raha midoka tena, mahamonamonaina. [2.653 #3548] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Tsy ra feo antoandro toa mpiambina. [2.165 #2173]
Tsy re feo antoandro toa mpiambina. [2.415 #3158, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qu' on n' entend pas pendant le jour, comme la garde (de nuit). [2.165 #2173, 2.415 #3158] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Varotra amponga an-tanàna, ka sady mahare ny feony no mahalany ny vidiny. [2.558 #4868]
Varotra amponga an-tanàna: sady mahare ny feony no mahalany ny vidiny. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui vend un tambour dans son village même: il emploie l' argent, et en entend encore le son. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Double bénéfice! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||