Teny iditra (1/3) | 1 fotsy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] 5 [1.7] white |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.82, 1.8] blanc 7 [1.82, 1.3] nettoyé 8 [1.82] [Taisaka] propre 9 [1.3] fourbi, rendu propre, blanchi |
Ohatra |
10 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470] |
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 16 mainty |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 264 Ohabolana misy io teny fotsy io |
Tsanganana sy sary iray takila |
265 Ny Loko |
Teny iditra (2/3) | 266 fotsy |
Sokajin-teny | 267 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
268 [1.2] disregarded, vain, worthless, disparaging |
Teny iditra (3/3) | 269 fotsy |
Sokajin-teny | 270 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
271 [1.78] [Taisaka]
ravinala |
Fanazavàna teny frantsay |
272 [1.82] [Taisaka]
ravenale |
Tovy hevitra | 273 fontsy |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Fivaditsoratra | 281 fotsi, fotsy, tsifo, tsofi, tsofy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |